plt_tq/act/01/01.md

8 lines
267 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Iza no nanoratan'i Lioka ity boky ity?
Nosoratan'i Lioka ho an'i Teofilo ity boky ity.
# Inona no nataon'i Jesosy nandritra ny efapolo andro taorian'ny fijaliany?
Niseho velona tamin'ireo apostoliny i Jesosy, ary nilaza zavatra momba ny fanjakan'Aandriamanitra.