plt_tq/2th/03/01.md

8 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ho amin'ny inona no nirian'i Paoly hivavahan'ireo Tesaloniana momba ny tenin'ny Tompo?
Tian'i Paoly hivavaka ireo Tesaloniana mba hanaparitahana faingana ny teny sy ny voninahitry ny Tompo.
# Amin'iza i Paoly no maniry ho afaka?
Naniry ny ho afaka amin'ny ratsy fanahy sy olon-dratsy izay tsy manam-pinoana i Paoly.