plt_tq/2sa/22/03.md

4 lines
204 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Davida fa antony nahatonga azy hiantso an'i Yaveh izay vatolampiny?
Nolazain'i Davida fa antony nahatonga azy hiantso an'i Yaveh vatolampiny dia satria mendrika ny hoderaina Yaveh.