forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
484 B
Markdown
8 lines
484 B
Markdown
|
# Ahoana no nanavotan'i Abisay an'i Davida rehefa reraky ny ady izy?
|
||
|
|
||
|
Rehefa reraky ny ady Davida, dia namonjy azy tamin'ny famonoana an'i Jisbibenoba Filistina izay nitady ny hamono an'i Davida i Abisay.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana ireo lehilahin'i Davida no nisisika ny mba tsy handehanany any an'ady miaraka amin'izy ireo intsony?
|
||
|
|
||
|
Nisisika ny mba tsy handehanan'i Davida any an'ady miaraka amin'izy ireo intsony ireo lehilahin'i Davida satria natahotra izy ireo fa mety ho faty ny jiron'Israely.
|