forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
285 B
Markdown
4 lines
285 B
Markdown
|
# Ahoana no navalin'i Davida ny fangatahan'ireo Gibeonita?
|
||
|
|
||
|
Namaly ny fangatahan'ireo Gibeonita tamin'ny fiantrana an'i Mefiboseta raha nanolotra zanak'i Rizpa roa lahy roa ary zanak'i Mikala dimy lahy izay nahanton'ireo Gibeonita teo an-tendrombohitra teo anatrehan'i Yaveh i Davida.
|