forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
501 B
Markdown
8 lines
501 B
Markdown
|
# Inona no fepetra izay napetrak'i Joaba tamin'ilay vehivavy ka hahatonga azy sy ireo lehilahin'i Joda hiala ny tanàna?
|
||
|
|
||
|
Ny fepetra izay napetrak'i Joaba tamin'ilay vehivavy dia hoe raha hamela an'i Seba ho azy ireo ny tanàna, dia hiala ny tanàna izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no namalian'ny olon'ny tanàna sy ilay vehivavy ny fepetr'i Joaba?
|
||
|
|
||
|
Hotapahan'ny olon'ny tanàna ny lohan'i Seba ary hanipy izany hihoatra ny manda ho an'i Joaba araka izay efa nambaran'ilay vehivavy fa ho ataon'izy ireo ny olona.
|