plt_tq/2sa/19/40.md

4 lines
180 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no niampita an'i Gilgala niaraka tamin'ny mpanjaka?
Kimama, sy ny tafik'i Joda rehetra ary ny antsasaky ny tafik'Israely no niampita an'i Gilgala niaraka tamin'ny mpanjaka.