plt_tq/2sa/19/29.md

4 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no namalian'i Mefiboseta ny mpanjaka rehefa nilaza ny mpanjaka fa nanapa-kevitra izy fa hizara ireo saha i Ziba sy Mefiboseta?
Nilaza tamin'ny mpanjaka i Mefiboseta ny hamelana an'i Ziba haka izany rehetra satria efa tonga soa aman-tsara tao an-tranony ny mpanjaka.