plt_tq/2sa/18/26.md

8 lines
318 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no heverin'ny mpanjaka rehefa reny fa nisy lehilahy hafa nihazakazaka irery?
Nihevitra ny mpanjaka fa mitondra vaovao ihany koa izy.
# Inona no heverin'ny mpanjaka rehefa reny fa eo alohan'i Ahimaza ilay mpihazakazaka?
Nolazain'ny mpanjaka fa tonga nitondra ireo vaovao i Ahimaza satria lehilahy tsara izy.