plt_tq/2sa/15/01.md

12 lines
423 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nomanin'i Absaloma ho azy?
Nanomana kalesy sy soavaly ho azy i Absaloma.
# Iza no nihazakazaka teo alohan'i Absaloma sy ny kalesiny?
Lehilahy dimampolo no nihazakazaka teo alohan'i Absaloma sy ny kalesiny.
# Iza no nantsoin'i Absaloma raha nijoro teo amin'ny lalana mankany amin'ny vavahadin'ny tanàna izy?
Raha nisy olona nanana ady ho entina eo amin'ny fitsaràn'ny mpanjaka, dia niantso azy i Absaloma.