plt_tq/2sa/14/23.md

4 lines
183 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Toromarika inona no nomen'ny mpanjaka an'i Joaba momba an'i Absaloma?
Nolazain'ny mpanjaka fa afaka miverina any an-tranony i Absaloma fa tsy afaka ny hahita ny tavan'ny mpanjaka.