forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
521 B
Markdown
8 lines
521 B
Markdown
|
# Inona no nangatahin'ny mpanjaka tamin'ilay vehivavy rehefa avy nilaza taminy ny mba tsy hanafenana aminy ny zavatra rehetra izay anontaniany azy izy?
|
||
|
|
||
|
Nanontany ilay vehivavy ny mpanjaka hoe: "Moa ve tsy miaraka aminao amin'izao rehetra izao ny tanan'i Joaba?"
|
||
|
|
||
|
# Nahoana i Joaba no nandidy ilay vehivavy mba handeha any amin'ny mpanjaka ary nilaza azy ny mba hilazany ireo zavatra izay nolazainy tamin'ny mpanjaka?
|
||
|
|
||
|
Nandidy ilay vehivavy ny mba hanao sy hilaza ireo zavatra ireo i Joaba mba hampiova ny zava-mitranga.
|