forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
444 B
Markdown
8 lines
444 B
Markdown
|
# Nahoana ilay vehivavy no nilaza fa tonga ary hiresaka amin'ny mpanjaka?
|
||
|
|
||
|
Nolazain'ilay vehivavy fa tonga ary hiresaka amin'ny mpanjaka izy satria nampitahotra azy ny vahoaka, ary satria nino izy fa hihaino azy ny mpanjaka.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'ilay vehivavy fa nangatahiny tamin'i Yaveh tao amin'ny fivavany?
|
||
|
|
||
|
Nolazain'ilay vehivavy fa nangataka tamin'i Yaveh ny mba hamelana ny tenin'ny tompony, ny mpanjaka, mba hanome fitsaharana azy izy.
|