forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
604 B
Markdown
8 lines
604 B
Markdown
|
# Nahoana ilay vehivavy hendry no nangataka ny mpanjaka mba hahatsiaro an'i Yaveh Andriamaniny?
|
||
|
|
||
|
Nangataka izany tamin'ny mpanjaka ilay vehivavy hendry mba tsy hamotika na iza na iza bebe kokoa ny mpamaly rà, mba tsy hamotehan'izy ireo ny zanany lahy.
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny alalan'iza no nianianan'ny mpanjaka rehefa nilaza tamin'ilay vehivavy izy fa tsy hisy na dia singam-bolo amin'ny zanany na iray aza hihintsana amin'ny tany?
|
||
|
|
||
|
Nianiana tamin'ny alalan'i Yaveh ny mpanjaka tamin'ny nilazany hoe: "Raha mbola velona koa Yaveh, dia tsy hisy na dia singam-bolo iray amin'ny zanakao aza hihintsana amin'ny tany."
|