plt_tq/2sa/13/30.md

4 lines
224 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ireo vaovao voalohany ren'i Davida momba ny loza?
Raha mbola teny an-dalana ireo zanaka lahin'ny mpanjaka, dia tonga tany amin'i Davida ny vaovao nilaza fa novonoin'i Absaloma ireo zanaka lahin'ny mpanjaka rehetra.