forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
526 B
Markdown
8 lines
526 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'ny mpanjaka ho valin'ny fanasan'i Absaloma ny mba hitsidihana azy tao Bala-hazora?
|
||
|
|
||
|
Nolazain'ny mpanjaka fa tsy tokony hiaraka amin'izy ireo avokoa izy rehetra satria ho enta-mavesatra ho an'i Absaloma izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'i Davida rehefa nangataka tamin'i Davida ny mba hamelana an'i Amnona hiaraka amin'izy ireo i Absaloma?
|
||
|
|
||
|
Rehefa nangataka tamin'i Davida ny mba hamelana an'i Amnona hiaraka amin'izy ireo i Absaloma, dia namaly i Davida hoe: "Fa nahoana i Amnona no tokony hiaraka aminareo?"
|