plt_tq/2sa/13/05.md

4 lines
315 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Amnona mba hahitany an'i Tamara?
Nody nanao marary i Amnona ary rehefa tonga mba hijery an'i Amnona i Davida, dia nangataka an'i Davida ny mba handefasany an'i Tamara mba hanao sakafo eo anoloany mba ahafahany mihinana avy amin'ny tanany izy, dia nanao araka izay nangatahin'i Amnona i Davida.