plt_tq/2sa/12/31.md

4 lines
264 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Vao babo ny tanànan'i Raba, dia inona no nampanaovin'i Davida ny vahoaka izay tao amin'ny tanàna?
Noteren'i Davida hiasa amin'ny tsofa, sy vy fanaketohana, ary famaky ny vahoakan'i Raba; nasainy niasa tany amin'ny lafaoro fandoroam-biriky ihany koa izy ireo.