plt_tq/2sa/12/26.md

8 lines
449 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tamin'izany fotoana izany, niady tamin'iza i Joaba?
Niady tamin'i Raba, ilay tanànan'ny mpanjakan'ny vahoakan'i Amona i Joaba.
# Nahoana no nolazain'i Joaba i Davida ny mba hanangonana ny ambin'ny tafika miaraka sy hitobiana hanoherana ny tanàna ary haka izany?
Nolazain'i Joaba i Davida ny mba hahatongavany sy hitobiana hanoherana ny tanàna ary haka izany satria nolazain'i Joaba fa raha maka ny tanàna izy dia hitondra ny anarany izany.