plt_tq/2sa/12/16.md

8 lines
370 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Davida rehefa narary mafy ny zaza izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i Davida?
Nitalaho mafy tamin'Andriamanitra ho an'ilay zazalahy i Davida ary nifady hanina i Davida ary niditra tao an-day ka nandry tamin'ny tany ny alina tontolo.
# Oviana no maty ny zaza izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i Davida?
Maty tamin'ny andro fahafito ilay zaza.