forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
272 B
Markdown
4 lines
272 B
Markdown
|
# Nandefa fanamarihana niverina tany amin'i Joaba tamin'ny tanan'i Oria i Davida. Inona no nolazain'ilay fanamarihana?
|
||
|
|
||
|
Izao no nolazain'ilay fanamarihana: "Apetraho eo anoloan'ny ady mafy indrindra i Oria, ary mialà eo aminy avy eo, mba mety ho voavely sy voavono izy."
|