plt_tq/2sa/10/01.md

12 lines
657 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no lasa mpanjakan'ny vahoakan'i Amona rehefa maty ny mpanjaka teo alohany?
Hanona zanaka lahin'ny mpanjaka teo aloha no lasa mpanjaka vaovaon'i Amona.
# Inona no nataon'i Davida mba hanehoana hatsaram-panahy tamin'i Hanona?
Naneho hatsaram-panahy tamin'ny fandefasana ireo mpanompony tany amin'i Hanona mba hampahery an'i Hanona mahakasika ny rainy tamin'i Hanona i Davida.
# Raha afintina, dia inona no nolazain'ireo mpitarika ny vahoakan'i Amona mahakasika ny fanehoana hatsaram-panahy tamin'i Hanona?
Nolazain'ireo mpitarika ny vahoakan'i Amona tamin'i Hanona fa nandefa ireo mpanompony mba hitsikilo ny tanàna mba handravana izany i Davida.