plt_tq/2sa/08/09.md

4 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nataon'i Toy, mpanjakan'i Hamata inona i Davida rehefa reny fa nandresy ny tafik'i Hadadezera rehetra i Davida?
Nirahin'i Toy ho any amin'i Davida mpanjaka i Jorama zanany mba hiarahaba azy sy hitso-drano azy, nitondra zavatra vita tamin'ny volafotsy, volamena ary varahina ho an'i Davida i Hadorama.