forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
480 B
Markdown
8 lines
480 B
Markdown
|
# Rehefa avy nilaza tamin'i Davida ny teny rehetra izay efa nolazain'i Yaveh ary nilaza tamin'i Davida momba ny fahitana manontolo i Natana, dia inona no nataon'i Davida?
|
||
|
|
||
|
Niditra Davida ary nipetraka teo anoloan'i Yaveh ka niresaka taminy.
|
||
|
|
||
|
# Taorian'ny fandrenesana ny faminaniana rehetra mahakasika an'i Davida sy ny fianakaviany, dia inona no nolazain'i Davida fa nataon'i Yaveh taminy?
|
||
|
|
||
|
Nolazain'i Davida fa efa nanome voninahitra ny mpanompony, dia Davida ny Tompo Yaveh...
|