plt_tq/2sa/06/21.md

4 lines
275 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no navalin'i Davida ny fibedesan'i Mikala?
Nolazain'i Davida fa nitsambikimbikina sy nandihy teo anatrehan'i Yaveh izy ary fa eo anatrehan'i Yaveh no haharavoravo azy, ary fa ho afa-baraka eo imasony ihany izy, saingy homem-boninahitra eo amin'ireo andevo vavy izy.