plt_tq/2sa/06/12.md

4 lines
362 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana Davida no nitondra ny fiaran'Andriamanitra avy tao an-tranon'i Obed-edoma ho any amin'ny tanànan'i Davida?
Nitondra ny fiaran'Andriamanitra avy tao an-tranon'i Obed-edoma ho any amin'ny tanànan'i Davida i Davida satria nolazaina tamin'i Davida fa nitahy ny ankohonan'i Obed-edoma sy ny zavatra rehetra izay azy noho ilay fiaran'Andriamanitra Yaveh.