plt_tq/2sa/05/24.md

12 lines
561 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Feo inona no nolazain'i Yaveh mba ho henoin'i Davida mialohan'ny hanafihana ireo Filistina?
Nilaza tamin'i Davida ny mba hanafika ireo Filistina Yaveh rehefa mandre ny feon-diabe eny amin'ny rivotra mitsoka avy eo an-tampon'ny hazo balsama izy.
# Inona no navalin'i Davida tamin'ny didin'i Yaveh?
Nanao araka izay nandidian'i Yaveh azy i Davida.
# Inona no vokatr'izany ady tamin'ireo Filistina izany?
Ny vokatr'izany ady tamin'ireo Filistina izany dia namono ireo Filistina nanomboka tany Geba ka hatrany amin'ny lalana rehetra mankany Gezera i Davida.