plt_tq/2sa/05/06.md

8 lines
288 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Amin'ny anarana hafa inona ihany koa no niantsoana an'i Jerosalema?
Nantsoina hoe fiarovana mafin'i Ziona ary tanànan'i Davida ihany koa Jerosalema.
# Avy tamin'iza no nambabon'i Davida ny fiarovana mafin'i Ziona?
Nambabo ny fiarovana mafin'i Ziona avy amin'ireo Jebosita i Davida.