plt_tq/2sa/03/35.md

4 lines
276 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Rehefa tonga mba hampisakafo an'i Davida ny olona raha mbola atoandro ny andro, dia inona no nianianan'i Davida?
Nianiana hoe i Davida: "Hataon'Andriamanitra amiko anie izany, ary mihoatra aza, raha manandrana mofo na zavatra hafa aho mialohan'ny hilentehan'ny masoandro."