plt_tq/2sa/03/24.md

4 lines
238 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Oviana no tonga teo amin'i Davida i Joaba, inona no niampangan'i Joaba fa nataon'i Abnera?
Nampangain'i Joaba fa mitady hamitaka an'i Davida sy mikasa hamantatra ireo tetik'i Davida ary hamantatra izay rehetra ataon'i Davida i Abnera.