plt_tq/2sa/02/22.md

8 lines
506 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Abnera tamin'i Asahela mba hampaherezana an'i Asahela mba tsy hanenjika azy intsony?
Hoy Abnera tamin'i Asahela hoe: "Nahoana aho no tokony hamely anao amin'ny tany? Ataoko ahoana ny hanatri-tava an'i Joaba, rahalahinao?
# Inona no nitranga tamin'i Asahela rehefa nandà ny hivily an'i Abnera izy?
Rehefa tsy nanaiky ny hivily an'i Abnera i Asahela, dia notrobaran'i Abnera ny antsin-defony ny vatany ka nivoaka avy tao an-damosiny ilay lefona ary nikarapoka ary maty teo Asahela.