plt_tq/2sa/01/11.md

8 lines
505 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Davida sy ireo lehilahy rehefa nandre ny momba an'i Saoly sy ny fahafatesan'i Jonatana izy ireo?
Nandrovitra ireo fitafiany i Davida ireo olony rehetra, nisaona izy ireo, nitomany, ary nifady hanina mandrapa-hariva.
# Ho an'iza ihany koa no nisaonan'i Davida sy ireo lehilahiny, nitomaniany, ary nifadiany hanina?
Nisaona, nitomany, ary nifady hanina ho an'ny vahoakan'i Yaveh sy ho an'ny ankohonan'ny Israely ihany koa i Davida sy ireo olony satria lavo tamin'ny sabatra izy ireo.