forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
443 B
Markdown
8 lines
443 B
Markdown
|
# Inona no nataon'i Davida taorian'ny nahafatesan'i Saoly?
|
||
|
|
||
|
Taorian'ny nahafatesan'i Saoly, dia niverina avy any amin'ny fanafihana an'ireo Amalekita i Davida ary nijanona tao Ziklaga nandritra ny roa andro.
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny andro fahatelo, dia iza no tonga teo amin'i Davida avy tany amin'ny tobin'i Saoly?
|
||
|
|
||
|
Tamin'ny andro fahatelo, dia nisy lehilahy iray niaraka tamin'ny fitafiany rotidrotika sy loto teo amin'ny lohany tonga teo amin'i Davida.
|