forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
244 B
Markdown
4 lines
244 B
Markdown
|
# Raha tokony ho voavily lalana noho ireo fitaka sy ho very fahatokiana, dia inona kosa no nandidian'i Petera ho ataon'ireo malala?
|
||
|
|
||
|
Nandidy azy ireo hitombo amin'ny fahasoavana sy fahalalana an'i Jesosy Kristy Tompo sy Mpamonjin'izy ireo izy.
|