plt_tq/2ki/23/04.md

4 lines
252 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nodoran'ny mpanjaka tany ivelan'i Jerosalema tany an-tsaha tao amin'ny lohasahan'i Kidrona?
Ny fanaka rehetra izay natao ho an'i Bala sy Astarta no nodoran'ny mpanjaka tany ivelan'i Jerosalema tany an-tsaha tao amin'ny lohasahan'i Kidrona.