plt_tq/2ki/18/16.md

4 lines
269 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza no niantsoan'i Tartana sy Raba-sarisa ary ny lehiben'ny mpifehy an'i Hezekia Mpanjaka?
Teo amin'ny lakan-dranon'ny kamory ambony, teo an-dalamben'ny sahan'ny mpamotsy lamba no niantsoan'i Tartana sy Raba-sarisa ary ny lehiben'ny mpifehy an'i Hezekia Mpanjaka.