plt_tq/2ki/16/07.md

4 lines
259 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ny fanomezana nomen'i Ahaza ho an'ny mpanjakan'i Asyria?
Nalain'i Ahaza ny volafotsy sy ny volamena izay hitany tao an-tranon'i Yaveh sy teo amin'ireo zava-tsarobidin'ny lapan'ny mpanjaka ary nalefany ho fanomezana ho an'ny mpanjakan'i Asyria izany.