plt_tq/2ki/14/23.md

4 lines
328 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tamin'ny alalan'iza no nandrenesan'i Jeroboama fa hamerina ny sisin-tanin'Israely nanomboka teo Lebo Hamata ka hatrany amin'ny Ranomasin'ny Arabaha izy.
Tamin'ny alalan'i Jona zanak'i Amitahy, mpaminany no nandrenesany fa hamerina ny sisin-tanin'Israely nanomboka teo Lebo Hamata ka hatrany amin'ny Ranomasin'ny Arabaha izy.