plt_tq/2ki/13/20.md

4 lines
198 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nitranga tamin'ilay lehilahy nalevina tao amin'ny fasan'i Elisa?
Nony nahakasika ny taolan'i Elisa ilay lehilahy nalevina tao amin'ny fasan'i Elisa dia velona indray izy ary nitsangana.