forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
408 B
Markdown
4 lines
408 B
Markdown
|
# Ahoana ny fomba nanakanan'i Joasy mpanjaka an'i Hazaela mpanjaka tsy hanafika an'i Jerosalema?
|
||
|
|
||
|
Nalain'i Joasy ny zavatra masina rehetra izay natokan'i Josafata sy Jehorama ary Ahazia ho an'i Yaveh, ireo zava-masiny, ary ireo volamena rehetra hita tao amin'ny efitra fitahirizana tao an-tranon'i Yaveh, ary nalefany tany amin'i Hazaela mpanjakan'i Syria avokoa ireo. Ka dia niala tao Jerosalema i Hazaela.
|