plt_tq/2ki/11/17.md

4 lines
260 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Rehefa vitan'i Joiada ny fanekena, dia inona no nataon'ny vahoaka?
Rehefa vitan'i Joiada ny fanekena, dia narodan'ny vahoaka ny tranon'i Bala, nopotipotehin'izy ireo ny alitaran'i Bala sy ny sampy voasikony, ary novonoin'izy ireo i Matana, mpisoron'i Bala.