plt_tq/2ki/10/15.md

4 lines
217 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no nampiakarin'i Jeho niaraka taminy teo amin'ny kalesiny i Jonadaba?
Nampiakarin'i Jeho niaraka taminy teo amin'ny kalesiny i Jonadaba satria niaraka tamin'i Jeho ny fony ary natolony an'i Jeho ny tanany.