plt_tq/2ki/04/25.md

8 lines
388 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza no nisy ilay lehilahin'Andriamanitra?
Tany an-tendrombohitra Karmela ilay lehilahin'Andriamanitra.
# Rehefa nanontany ilay vehivavy i Gehazy hoe: "milamina ve ny aminao sy ny vadinao ary ny zanakao?" dia inona no navalin'ilay vehivavy azy?
Rehefa nanontany ilay vehivavy i Gehazy hoe: "milamina ve ny aminao sy ny vadinao ary ny zanakao?" dia namaly izy hoe: "milamina tsara."