plt_tq/2co/12/08.md

8 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nolazain'ny Tompo an'i Paoly taorian'i Paoly nangataka ny Tompo mba hanala ny tsilo amin'ny nofony?
Hoy ny Tompo tamin'i Paoly hoe: "Ampy ho anao ny fahasoavako, fa ny hery dia natao ho lafatra ao amin'ny fahalemena."
# Nahoana Paoly no nilaza fa tsara kokoa ny mirehareha momban'ny fahalemeny?
Nilaza Paoly fa tsara kokoa izany mba hitoeran'ny herin'i Kristy ao aminy.