forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
496 B
Markdown
8 lines
496 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'i Paoly tamin'ireo izay nieritreritra fa tena samy hafa tokoa tamin'izay nasehon'ny taratasiny izy?
|
||
|
|
||
|
Nilaza Paoly fa izay nolazainy tamin'ny taratasy tamin'izy lavitra dia mitovy amin'izay ho ataony rehefa eo miaraka amin'ireo mpino Korintiana izy.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nataon'ireo izay nidoka ny tenan'izy ireo mba hampisehoana fa tsy malina izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nampiseho tsy fahamalinana izy ireo satria nandrefy ny tenan'izy ireo tamin'ny hafa ary nampitaha ny tenan'izy ireo tamin'ny hafa.
|