plt_tq/2co/10/03.md

8 lines
345 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Rehefa niady Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy, dia inona no fitaovam-piadiana tsy nampiasain'izy ireo?
Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy dia tsy nampiasa fiadiana ara-nofo rehefa niady.
# Inona no hery ananan'ny fiadiana nampiasain'i Paoly?
Ny fiadiana nampiasain'i Paoly dia manana hery avy any an-danitra mba hamotehana ny fanahy ratsy.