forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
345 B
Markdown
8 lines
345 B
Markdown
|
# Inona no nampirisihan'i Paoly an'i Titosy mba atao?
|
||
|
|
||
|
Nampirisihan'i Paoly i Titosy mba hanatanteraka ity hetsika fahasoavana ity eo amin'ireo mpino Korintiana.
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny inona ihany koa no nampanan-karena an'ireo mpino Korintiana?
|
||
|
|
||
|
Izy ireo dia nanan-karena finoana, teny, fahalalana, fahazotoana, ary tamin'ny fitiavan'izy ireo an'i Paoly.
|