forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
484 B
Markdown
8 lines
484 B
Markdown
|
# Nahoana Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy no nandresy lahatra ny olona?
|
||
|
|
||
|
Nandresy lahatra ny olona izy ireo satria fantatr'izy ireo ny tahotra ny Tompo.
|
||
|
|
||
|
# Nilaza Paoly fa tsy mandresy lahatra an'ireo mpino Korintiana indray izy ireo. Inona no ataon'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Izy ireo dia nanome antony hireherehana ho an'ireo mpino Korintiana nohon'ny amin'izy ireo, mba hananan'ireo mpino Korintiana valin-teny ho an'ireo izay mirehareha ny amin'ny endrika ivelany fa tsy ny amin'izay ao am-po.
|