forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
473 B
Markdown
8 lines
473 B
Markdown
|
# Nahoana Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy no manana io harena ao anaty tavoara tanimanga io?
|
||
|
|
||
|
Manana io harena ao anaty tavoara tanimanga io izy ireo mba hazava fa ny hery lehibe mihoatra lavitra dia an'Andriamanitra fa tsy azy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy no mitondra ny fahafatesan'i Jesosy eo amin'ny tenan'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Mitondra ny fahafatesan'i Jesosy eo amin'ny tenany izy ireo mba hiseho eo amin'ny tenan'izy ireo ihany koa ny fiainan'i Jesosy.
|