plt_tq/2co/01/03.md

8 lines
420 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Ahoana no amaritan'i Paoly an'Andriamanitra?
Paoly dia mamaritra an'Andriamanitra ho rain'I Jesosy Kristy Tompontsika, rain'ny famindram-po, ary Andriamanitry ny fampiononana rehetra.
# Nahoana Andriamanitra no mampionona antsika amin'ny fahoriantsika?
Mampionona antsika Izy mba hahafahantsika mampionona ireo izay ao anatin'ny fahoriana, tahaka ny fampiononana izay nampiasain' Andriamanitra ampiononana antsika.